|
|
|
|

Entry1  mitsako dilana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  manao fihetsehan' ny vava toa mitsako nefa tsy mihinana na inona na inona, tsy misy inona tsakoina; tsy misy hotsakoina fa ny dilana amin' ny vazana no tsakoina; ao anatin' ny fahoriana, ny fahasahiranana [1.1]
Synonyms  4  mitsapodilana
Elementary words  5  mitsako, dilana

Updated on 2023/04/16